Nehemia 9:20 MG1865

20 Ary ny Fanahinao tsara dia nomenao azy koa hampianatra azy, ary tsy niaro ny namanao tamin'ny vavany Hianao sady nanome azy rano, raha nangetaheta izy;

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:20 amin'ny teny manodidina.