Nehemia 9:21 MG1865

21 eny, efa-polo taona no namelomanao azy tany an-efitra, ka tsy nanan-java-mahory akory izy; tsy rovitra ny fitafiany, ary tsy nivonto ny tongony.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:21 amin'ny teny manodidina.