Nomery 10:9 MG1865

9 Ary raha misy ady eo amin'ny taninareo, ka mandeha hiady amin'ny fahavalo izay mampahory anareo ianareo, dia hitsoka ireo trompetra ireo ho fampitairana, dia hotsarovana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo ka hovonjena amin'ny fahavalonareo.

Vakio ny toko manontolo Nomery 10

Jereo Nomery 10:9 amin'ny teny manodidina.