Nomery 10:8 MG1865

8 Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 10

Jereo Nomery 10:8 amin'ny teny manodidina.