Nomery 15:38 MG1865

38 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely, ka asaovy asiany somotraviavy ny sisin'ny fitafiany hatramin'ny taranany fara mandimby, ary aoka hasiany kofehy manga eo amin'ny somotraviaviny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:38 amin'ny teny manodidina.