Nomery 15:39 MG1865

39 Ary ho somotraviavy ho anareo izany, ka raha jerenareo, dia hotsarovanareo sy hankatoavinareo ny didin'i Jehovah rehetra; ary tsy handeha araka ny fonareo ianareo, na araka ny masonareo, izay andehananareo hijangajangana,

Vakio ny toko manontolo Nomery 15

Jereo Nomery 15:39 amin'ny teny manodidina.