Nomery 20:1 MG1865

1 Ary tamin'ny volana voalohany tonga tao an-efitra Zina ny Zanak'Isiraely, dia ny fiangonana rehetra; ary nitoetra tao Kadesy ny olona. Ary maty tao Miriama ka nalevina tao.

Vakio ny toko manontolo Nomery 20

Jereo Nomery 20:1 amin'ny teny manodidina.