2 Dia nivoady tamin'i Jehovah ny Isiraely ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tananay tokoa ity firenena ity, dia hataonay levona avokoa ny tanànany.
Vakio ny toko manontolo Nomery 21
Jereo Nomery 21:2 amin'ny teny manodidina.