Nomery 21:3 MG1865

3 Ary Jehovah nihaino ny feon'ny Isiraely ka dia natolony azy ny Kananita: ary dia nataon'ny Isiraely levona izy sy ny tanànany; koa ny anaran'izany tany izany dia natao hoe Horma.

Vakio ny toko manontolo Nomery 21

Jereo Nomery 21:3 amin'ny teny manodidina.