Nomery 22:30 MG1865

30 Ary hoy ny boriky tamin'i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:30 amin'ny teny manodidina.