Nomery 22:31 MG1865

31 Dia nampahiratin'i Jehovah ny mason'i Balama hahita Ilay Anjelin'i Jehovah mijanona eo an-dalana sady mitana ny sabany voatsoaka eny an-tànany; dia niondrika izy ka niankohoka.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:31 amin'ny teny manodidina.