Nomery 22:33 MG1865

33 Koa nahita Ahy ny boriky ka nivily Ahy intelo izao; raha tsy nivily Ahy izy, dia ianao no nataoko maty mihitsy toy izay, fa izy kosa no novelomiko.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:33 amin'ny teny manodidina.