34 Dia hoy Balama tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho.
Vakio ny toko manontolo Nomery 22
Jereo Nomery 22:34 amin'ny teny manodidina.