Nomery 22:35 MG1865

35 Fa hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Balama: Mandehana ihany miaraka amin'ireo lehilahy ireo, kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no holazainao. Dia nandeha Balama niaraka tamin'ireo andriandahin'i Balaka.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:35 amin'ny teny manodidina.