Nomery 22:37 MG1865

37 Ary hoy Balaka tamin'i Balama: Tsy naniraka dia naniraka tany aminao va aho nampaka anao;? Ka nahoana no tsy nankaty amiko ianao? tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao?

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:37 amin'ny teny manodidina.