Nomery 22:38 MG1865

38 Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa mahazo milaza teny akory va aho? ny teny izay hataon'Andriamanitra ao am-bavako, dia izany no holazaiko.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:38 amin'ny teny manodidina.