10 Iza no mahisa ny vovok'i Jakoba, na ny isan'ny ampahefatry ny Isiraely? Aoka ho tahaka ny fahafatesan'ny olo-marina ny fahafatesako, ary aoka ny hiafarako ho tahaka ny azy!
Vakio ny toko manontolo Nomery 23
Jereo Nomery 23:10 amin'ny teny manodidina.