Nomery 23:9 MG1865

9 Fa eto an-tampon'ny vatolampy no ahitako azy, ary eto amin'ny havoana no itazanako azy; indro, firenena mitoka-monina izy, ary tsy hatao ho isan'ny jentilisa.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:9 amin'ny teny manodidina.