Nomery 23:13 MG1865

13 Dia hoy Balaka taminy: Andeha mba hiaraka amiko ho any amin'ny tany hafa izay hahitanao azy; kanefa ny sisiny ihany no ho hitanao eo, fa tsy ho hitanao avokoa izy rehetra; ka ozòny ho ahy ao izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:13 amin'ny teny manodidina.