Nomery 23:14 MG1865

14 Dia nitondra azy tao an-tsaha Zofima izy, tao an-tampon'i Pisga; ary nanorina alitara fito izy ka nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:14 amin'ny teny manodidina.