26 Fa namaly kosa Balama ka nanao tamin'i Balaka hoe; Tsy efa nilaza taminao va aho ka nanao hoe: Izay rehetra holazain'i Jehovah, izany no hataoko?
Vakio ny toko manontolo Nomery 23
Jereo Nomery 23:26 amin'ny teny manodidina.