Nomery 23:27 MG1865

27 Dia hoy Balaka tamin'i Balama: Andeha ho entiko any amin'izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak'Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:27 amin'ny teny manodidina.