Nomery 23:3 MG1865

3 Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Mitoera eto anilan'ny fanatitra doranao, fa izaho kosa handeha; angamba ho avy hihaona amiko Jehovah; ary izay hasehony amiko dia hambarako aminao. Ary lasa nankany amin'ny tendrombohitra anankiray mangadihady izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:3 amin'ny teny manodidina.