Nomery 23:4 MG1865

4 Ary Andriamanitra dia nihaona tamin'i Balama; ary hoy Balama taminy: Ny alitara fito dia efa namboariko, ary efa nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara aho.

Vakio ny toko manontolo Nomery 23

Jereo Nomery 23:4 amin'ny teny manodidina.