Nomery 25:6 MG1865

6 Ary, indro, avy ny anankiray tamin'ny Zanak'Isiraely nitondra vehivavy Midianita teo amin'ny rahalahiny, teo imason'i Mosesy sy ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, izay nitomany teo amin'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Nomery 25

Jereo Nomery 25:6 amin'ny teny manodidina.