7 Ary raha nahita izany Finehasa, zanak'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, dia nitsangana niala teo amin'ny fiangonana izy ka nitondra lefona teny an-tànany;
Vakio ny toko manontolo Nomery 25
Jereo Nomery 25:7 amin'ny teny manodidina.