Nomery 26:48 MG1865

48 Ny taranak'i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin'i Jaziela ny fokon'ny Jazielita; avy tamin'i Gony ny fokon'ny Gonita;

Vakio ny toko manontolo Nomery 26

Jereo Nomery 26:48 amin'ny teny manodidina.