Nomery 26:49 MG1865

49 avy tamin'i Jezera ny fokon'ny Jezerita; avy tamin'i Silema ny fokon'ny Silemita.

Vakio ny toko manontolo Nomery 26

Jereo Nomery 26:49 amin'ny teny manodidina.