Nomery 31:19 MG1865

19 Ary mitobia eo ivelan'ny toby hafitoana; ary izay nahafaty olona na nikasika faty dia samia manadio ny tenany, na ianareo, na ny sambotrareo amin'ny andro fahatelo sy ny andro fahafito.

Vakio ny toko manontolo Nomery 31

Jereo Nomery 31:19 amin'ny teny manodidina.