Nomery 31:20 MG1865

20 Ary ny fitafiana rehetra, na ny fanaka hoditra, na ny fanaka volon'osy, na ny fanaka hazo, dia diovy avokoa.

Vakio ny toko manontolo Nomery 31

Jereo Nomery 31:20 amin'ny teny manodidina.