Nomery 33:3 MG1865

3 Niala tao Ramesesa Izy tamin'ny volana voalohany, dia tamin'ny andro fahadimy ambin'ny folo tamin'ny volana voalohany; nony ampitson'ny Paska no nivoahan'ny Zanak'Isiraely tamin'ny tanana avo teo imason'ny Egyptiana rehetra.

Vakio ny toko manontolo Nomery 33

Jereo Nomery 33:3 amin'ny teny manodidina.