Nomery 8:21 MG1865

21 Dia nodiovin'ny Levita ny tenany ho afaka ota, ary nosasany ny fitafiany; ary Arona nanatitra azy ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Jehovah sady nanao fanavotana ho azy hanadiovana azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 8

Jereo Nomery 8:21 amin'ny teny manodidina.