Nomery 8:22 MG1865

22 Ary rehefa afaka izany, dia niditra ny Levita hanao ny fihaonana teo anatrehan'i Arona sy ny zanany; araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy ny amin'ny Levita no nataony taminy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 8

Jereo Nomery 8:22 amin'ny teny manodidina.