Nomery 8:26 MG1865

26 kanefa mahazo manampy ny rahalahiny ao amin'ny trano-lay fihaonana ihany izy mba hitandrina izay anjara-raharaha; fa tsy hanao fanompoana hafa izy. Izany no hataonao amin'ny Levita ny amin'ny anjara-raharahany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 8

Jereo Nomery 8:26 amin'ny teny manodidina.