Nomery 9:1 MG1865

1 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy tany an-efitr'i Sinay tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona faharoa taorian'ny nivoahany avy tany amin'ny tany Egypta ka nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:1 amin'ny teny manodidina.