Nomery 9:19 MG1865

19 Ary na dia nijanona ela teo ambonin'ny tabernakely aza ny rahona, dia nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremana ihany ny Zanak'Isiraely ka tsy niainga.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:19 amin'ny teny manodidina.