Nomery 9:20 MG1865

20 Fa indraindray kosa dia andro vitsy ihany no nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely; araka ny didin'i Jehovah ihany no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:20 amin'ny teny manodidina.