Nomery 9:22 MG1865

22 Ary na indroa andro, na iray volana, na ela aza, no nijanonan'ny rahona teo ambonin'ny tabernakely dia mbola nitoby ihany ny Zanak'Isiraely, fa tsy niainga; fa raha niakatra kosa ny rahona, dia niainga izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:22 amin'ny teny manodidina.