Nomery 9:23 MG1865

23 Araka ny didin'i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin'i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain'i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:23 amin'ny teny manodidina.