Obadia 1:16 MG1865

16 Fa toy ny nisotroanareo teo an-tendrombohitra masina, Dia toy izany koa no hisotroan'ny firenena rehetra mandrakariva, Eny, hisotro izy ka hitelina, Ary ho toy ny tsy ary izy.

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:16 amin'ny teny manodidina.