Obadia 1:17 MG1865

17 Fa ao an-tendrombohitra Ziona dia hisy izay sisa afaka, Ary ho masina izy; Ary ny taranak'i Jakoba hahalasa ny fananany.

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:17 amin'ny teny manodidina.