Rota 1:4 MG1865

4 Ary naka vady tamin'ny vehivavy Moabita izy roa lahy: Orpa no anaran'ny anankiray, ary Rota no anaran'ny anankiray; dia nitoetra tany Moaba tokony ho folo taona izy.

Vakio ny toko manontolo Rota 1

Jereo Rota 1:4 amin'ny teny manodidina.