13 Ny aviavy mahamanitra ny voany tanora, mamony ny voaloboka ka mamerovero tsara. Mitsangàna, ry tompokovavy havako, ry tsara tarehiko, ka andeha ary!
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:13 amin'ny teny manodidina.