Tonon-Kiran'i Solomona 2:14 MG1865

14 E, ry voromailalako ao amin'ny tsefatsefaky ny harambato, dia ao amin'ny fialokalofana amin'ny fiakarana mideza, aoka hahita ny endrikao sy handre ny feonao aho; Fa mamy ny feonao, sady mahafinaritra ny endrikao.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:14 amin'ny teny manodidina.