Tonon-Kiran'i Solomona 2:6

Malagasy Bible

6Aoka ny tànany ankavia hanondana ahy, ary aoka ny tànany ankavanana hanohona ahy.

Tonon-Kiran'i Solomona 2:6 — MG1865