Tonon-Kiran'i Solomona 3:11

Malagasy Bible

11Mivoaha, ry zanakavavin'i Ziona, ka mijere an'i Solomona mpanjaka, misatroka ilay satro-boninahitra nasatro-dreniny azy tamin'ny andro nampakarany vady, dia tamin'ny andro nifalian'ny fony.

Tonon-Kiran'i Solomona 3:11 — MG1865