Tonon-Kiran'i Solomona 3:4

Malagasy Bible

4Nony vao nandalo ireo vetivety foana aho, dia hitako ilay tian'ny fanahiko, ka nohazoniko izy, fa tsy navelako handeha, mandra-pitondrako azy ho any an-tranon'ineny, dia any amin'ny efi-tranon'ilay niteraka ahy.

Tonon-Kiran'i Solomona 3:4 — MG1865