Tonon-Kiran'i Solomona 4:16

Malagasy Bible

16Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra; avia, ry avy any atsimo, Mitsofa eny an-tsahako hielezan'ny fofony manitra. Aoka ny malalako hankatỳ an-tanimboliny ka hihinana ny voankazony tsara.

Tonon-Kiran'i Solomona 4:16 — MG1865