Tonon-Kiran'i Solomona 4:2

Malagasy Bible

2Ny nifinao dia tahaka ny ondrivavy andiany efa voahety, izay miakatra avy eo amin'ny fampandroana; Samy kambana avy ireo, fa tsy misy tsy mana-namana.

Tonon-Kiran'i Solomona 4:2 — MG1865