Tonon-Kiran'i Solomona 5:13 MG1865

13 Ny takolany dia tahaka ny tanim-boninkazo misy zava-manitra eo an-tsaha, dia tahaka ny tany navosaina misy voninkazo manitra. Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon'ny miora.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 5

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 5:13 amin'ny teny manodidina.